tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: Tour de Norvège;-)
http://tsikitsiky.blogspot.com/2008/01/tour-de-norvge_30.html
Mercredi 30 janvier 2008. Tour de Norvège;-). Nahafinaritra ny dia nitety faritra maro teto Norvezy! Nanombohana ny lalana dia nandeha Oslo avy aty avaratra be, nipetra ka tao 3 andro ary i Torgeir namana efa tany Madagasikara no nampiantrano. Nilay be tany sady noentin'lery nijery zavatra bobaka be za, ohatra ny Park ao Oslo:. Noentin'lery niangona tany @le fiangonan'ny tanora izay koa za, tanora fotsiny no mivavaka ao @le fiangonana sady milay be ny revy ao:. 4 andro no tao Stavanger dia nandeha nankan...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: juillet 2007
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007_07_01_archive.html
Dimanche 29 juillet 2007. Simba tamin'ny 12 Janoary 2007 farany teo ny tranonay ary io fahasimbana io dia iray tamin'ireo fanomezana ho an'ny mamanay satria tsingerintaonany ny 12 Janoary. 46 taona tamin'io fotoana io izy. Efa manomboka manarina ny trano izahay izao. Hovaina ny drafitry ny trano ary hatao tsara kokoa noho ny teo aloha. Misaotra an'Andriamanitra izahay fa tsy nisy naratra tamin'io fotoana io ary misaotra ireo rehetra izay nanampy anay. Lagt inn av tsikolain. Jeudi 19 juillet 2007. Nahafin...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: Maty i Tôty
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007/11/maty-i-tty.html
Dimanche 11 novembre 2007. Tôty er død den tirsdag 05 November 2007. Han kan spille alle musikk-instrument men hans spesialitet er bass-gitar.Han er så berømt ikke bare på Madagaskar men på andre land også, som France, Mauritius, La Réunion. Det er mange gassisk musikalk som gjøre hanne som idol. Mange gassisk musikalk kan ikke glemme hanne fordi han er. Lagt inn av tsikolain. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Antsirabe, Vakinankaratra, Madagascar. Afficher mon profil complet.
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: janvier 2008
http://tsikitsiky.blogspot.com/2008_01_01_archive.html
Mercredi 30 janvier 2008. Tour de Norvège;-). Nahafinaritra ny dia nitety faritra maro teto Norvezy! Nanombohana ny lalana dia nandeha Oslo avy aty avaratra be, nipetra ka tao 3 andro ary i Torgeir namana efa tany Madagasikara no nampiantrano. Nilay be tany sady noentin'lery nijery zavatra bobaka be za, ohatra ny Park ao Oslo:. Noentin'lery niangona tany @le fiangonan'ny tanora izay koa za, tanora fotsiny no mivavaka ao @le fiangonana sady milay be ny revy ao:. 4 andro no tao Stavanger dia nandeha nankan...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: Tratry ny taona e...
http://tsikitsiky.blogspot.com/2008/01/tratry-ny-taona-e.html
Mardi 8 janvier 2008. Tratry ny taona e. Inona fa de izao tratry ny taona 2008 izao indray e! Raha ny vaovao ambara dia toa maromaro ihany fa ny itantarana azy no manahirana:-) Tena betsaka ny programa sy ny fanasana maro samihafa:. Talohan'ny krismasy aloha dia tena be fanomanana be kay ny fetin'ny vazaha, mividy fanomezana isan-karazany ho an'olona be dia be ary tsy amin'ny tanàna iray ihany no mividy izany fa mandehandeha tanàna betsaka. Toy izao ny revy tany:. Lagt inn av tsikolain. Navnet er Tsiky e...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: TOTY Dene beste bass spiller
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007/11/toty-dene-beste-bass-spiller.html
Mardi 27 novembre 2007. TOTY Dene beste bass spiller. Izy ilay mpilalao gitara basy henjana be teto Madagasikara, maty herinandro vitsivitsy izay.Nahavita zavatra betsaka izy teo amin'ny mozika Malagasy. Ity anisan'ny sangan'asany tamin'ny fahatanorany:. Http:/ www.dailymotion.com/video/x2nj9g toty music. Han er dene beste bass spiller paa Madagaskar som døde,det var noen uker siden.Han betyr mye for alle gassiske musikker. Det er en av hans performance da han var unge:. Lagt inn av tsikolain.
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: décembre 2007
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007_12_01_archive.html
Vendredi 21 décembre 2007. Izao vao afaka manoratra fa mbola vizakan'ny lalana lavitra be. Nahafinaritra ny dia ary tsy dia sarotra loatra araka ny nieritreretana azy. Tao Paris nivezivezy be satria tena ngeza be le aéroport-n'ni Charle de Gaulle. Vita teo @ adiny roa teo ny fivezivezena de naka aina fa savla be, nanainga indray ora vitsy dia tonga tao Oslo. I Sindre no nitsena ahy voalohany tao:. Nisakafo kely dia natory avy eo rehefa tonga fa savla be daholo. Lagt inn av tsikolain. Navnet er Tsiky elle...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: Salama e!
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007/12/salama-e.html
Vendredi 21 décembre 2007. Izao vao afaka manoratra fa mbola vizakan'ny lalana lavitra be. Nahafinaritra ny dia ary tsy dia sarotra loatra araka ny nieritreretana azy. Tao Paris nivezivezy be satria tena ngeza be le aéroport-n'ni Charle de Gaulle. Vita teo @ adiny roa teo ny fivezivezena de naka aina fa savla be, nanainga indray ora vitsy dia tonga tao Oslo. I Sindre no nitsena ahy voalohany tao:. Nisakafo kely dia natory avy eo rehefa tonga fa savla be daholo. Lagt inn av tsikolain. Navnet er Tsiky elle...
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: Miaraka amin'ny ankizy
http://tsikitsiky.blogspot.com/2008/02/miaraka-aminny-ankizy.html
Jeudi 7 février 2008. Nahafinaritra be tamin'ny alarobia teo fa niaraka tamin'ny ankizy kely tany amin'ny sekoly iray tao Myre za. Mahafinaritra be daholo na ny ankizy na ny mpampianatra;-) Nipetraka kely tao am-pianarana ny maraina dia avy eo nilalao ski manodidina ny sekoly. Ny fomban-dry zareo dia rehefa vita ny filalaovana ski dia mitono saucisse sy misotro zava-pisotro samihafa. Tena cool be daholo ny ankizy sady te hiaraka amiko foana na mandeha misotro rano kely aza za, na manary rano koa:-).
tsikitsiky.blogspot.com
Tsikolain blaogy!: octobre 2007
http://tsikitsiky.blogspot.com/2007_10_01_archive.html
Lundi 15 octobre 2007. Lagt inn av tsikolain. Dimanche 14 octobre 2007. Nils Kristian og Paula HøIMYR. Misionera norveziana taloha izy ireo ary efa nipetraka 11taona teto Madagasikara. Tany Norvezy izahay no nihaona voalohany tamin'ny dianay tany. Mamangy an'i Madagasikara ry zareo izao ary nifankahita indray izahay teto Antsirabe tamin'ny Alakamisy farany teo tao amin'ny "Hotel ds Thermes". Mbola tena mahay teny gasy tsara izy ireo. Nahazo fanomezana tamin-dry zareo ny fianankaviako ary ...