rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2010/11/raha-tianao-nivoaka-indray-ilay-gazety.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Nivoaka indray ilay Gazety: ". Laharana faha 66. Gazety entintsika tanora tovovavy mifandray amin'ny masera Filles de St-Paul, ifankalalana be be kokoa. Masera Filles de St-Paul:. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Anjarako ny mitady azy! Ampahafantarana anao ny momba ny masera Filles de St-Paul. Ahafahanao mametraka hevitra na fanontaniana manodidina ny antson'Andriamanitra sy ny momba ny masera Filles de St-Paul. Lot II J 161 U.
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Mahafinaritra ny fiainana
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/08/mahafinaritra-ny-fiainana.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Famintinana ny fiainan’ny « stagiaire nandritry ny taona 2008 - 2009. Androany no fotoana nofidianay. Izy ity dia natao mba hilazanay. Ny fiainanay hatrizay stage izay. Koa miangavy anareo hihaino ny tonon-kira. Amin’izay dia mba misy souvenir. Ahatsiarovanareo ny staginay teto. Feno kalokalo sy hirahira. Raha niala tany an-trano moa izahay hanao stage. Dia tsy nihevitra hanao vazivazy. Saingy ny ela hono letsy maharay roa. Vao novidiana koa n...
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2010/11/httpviechretienne.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Aza revon' ny ambany maso fa aoka ho avo fijery. Faly miarahaba antsika rehetra Tratr'izao taona vaovao, vanim-potoana iray lehibe eo amin'ny fiangonana izao. Http:/ sandyfsp.blogspot.com/. Masera Filles de St-Paul:. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Anjarako ny mitady azy! Ampahafantarana anao ny momba ny masera Filles de St-Paul. Tél: 22 318 11 / 033 02 626 11. Lot II J 161 U. Tél: 22 434 81 / 033 12 733 74. Iza moa ny FSP?
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Safidy
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/06/safidy.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Tsapa hoe liana tanteraka izy ireo ary hita soritra teny aminy ny fitiavana te hahalala ny antson'Andriamanitra ho azy ireo. Tsy mitsahatra miantso Andriamanitra fa anjarantsika ny mamantatra ka mamaly izany antsony izany. Masera Filles de St-Paul:. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Anjarako ny mitady azy! Ampahafantarana anao ny momba ny masera Filles de St-Paul. Tél: 22 318 11 / 033 02 626 11. Lot II J 161 U. Iza moa ny FSP?
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Ianao tanora io sy ny serasera
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/09/ianao-tanora-io-sy-ny-serasera.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Ianao tanora io sy ny serasera. Masera Filles de St-Paul:. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Ny teny hoe "raki-tsarobidy" dia entina anoharana ny fahasoavana avy amin'Andriamanitra (antsony) izay toa saron'ny tontolo iainantsika ka mila tadiavina amin'ny alalan'ny vavaka, famakiana ny tenin'Andriamanitra, fandalinana ny finoana ary firesahana amin'ireo olona afaka manampy amin'izany. (cf. Mt 13,44). Anjarako ny mitady azy! Mahat...
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Iza moa ny masera Filles de St-Paul?
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/03/iza-moa-ny-masera-filles-de-st-paul.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Iza moa ny masera Filles de St-Paul? Fikambanan-drelijiozy misionera, voaantso sy voatokana ho an'Andriamanitra ary voairaka hitory ny Vaovao Mahafaly sy hampivelatra ny olona amin'ny alalan'ny boky, gazety, radio, video, television, internet. I Mômpera Alberione no nanorina ity fikambanana ity izay niarahany niasa akaiky tamin'i Masera Tecla Merlo. Mivelona manontolo ny Evanjelin'i Jesoa Mpampianatra Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana. Ny te...
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2010/11/i-kristy-mpanjakanizao-tontolo-izao-io.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. I Kristy Mpanjakan'izao tontolo izao. Masera Filles de St-Paul:. Inscription à : Publier les commentaires (Atom). Ny teny hoe "raki-tsarobidy" dia entina anoharana ny fahasoavana avy amin'Andriamanitra (antsony) izay toa saron'ny tontolo iainantsika ka mila tadiavina amin'ny alalan'ny vavaka, famakiana ny tenin'Andriamanitra, fandalinana ny finoana ary firesahana amin'ireo olona afaka manampy amin'izany. (cf. Mt 13,44). Anjarako ny mitady azy!
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2010/12/akonny-andram-piainanny-postulantes.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Faly tafaray ato amin'ity blog ity isika. Mahafaly anay Postulantes (Marie Clarisse sy Hoby). Ny mizara amintsika ny andram-piainana nataonay: niara-niaina akaiky tamin'ireo masera. Nandritra ny roa volana no nanantanterahanay an'izany teto amin'ny librairie Md Poaly teto Analakely. Ny Postulat dia dingam-piofanana iray tsy maintsy lalovana raha te hanao masera Filles de St-Paul. Ka toy izao ny niainanay mirahavavy azy:. Isaorako betsaka ny fi...
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Aoka isika hivavaka
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/05/vavaka-ho-anny-fiantsoanandriamanitra.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Ry Jesoa Tompo, Ianao ihany no nilaza hoe:. Be ny vokatra fa ny mpijinja no vitsy";. Dia hoy lanao nanampy:. Angataho àry ny Tompom-bokatra haniraka mpiasa amin'ny sahany". Koa amim-po manaiky anao sady sitrakao. No ivavahanay ho an'ny Fiantsoan'Andriamanitra. Henoy, ry Andriamanitray ny fitalahoanay aminao:. Omeo pretra masina sy maro izahay. Hitory ny evanjelinao sy hizara ny fahasoavanao;. Omeo relijiozy vonona sy mahafoy tena ny Eglizinao.
rakitsarobidy.blogspot.com
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha: Fanontanian'i Fitia
http://rakitsarobidy.blogspot.com/2009/08/hoy-fitia-nametraka-hevitra.html
Raki-tsarobidy miafina ao anaty saha. Anjarako ny mitady azy. Hoy Fitia nametraka hevitra. Mahafinaritra ny mamaky ny andram-piainana nataon'ireo tanora. Mba tokony nolazaina hoe inona moa izany hoe mampiavaka ity fikambanana ity amin'ny fiainam-bavaka? Tanora toa inona no afaka manao ity andram-piainana ity? Matoa izany ireo tanora ireo nandany volana maromaro tao dia ao raha! Ny fanontaniana sisa dia efa voavaly ( cf. commentaire 21/07/09: " stage. Masera Filles de St-Paul:. Anjarako ny mitady azy!