fjkm-ankadifotsy.mg
Katekomena / Fampianarana / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Fampianarana/Katekomena
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. Mahafantatra antsika ny Tompo, ka mizara ireo fanomezam-pahasoavana araka izay OHATRY NY FINOANA (fatram-pinoana = mesure de foi ) nomeny antsika. Nozarainy ho enti-MIASA (manompo) ireo fanomezam-pahasoavana ireo. Anjarantsika tsirairay izay nahazo izany kosa ny MIKOLO mba hitomboan’ny Finoantsika. Tsy foin’Andriamanitra ho very isika. Marina fa ota ny fandikantsika ny Teniny, ka tsy maintsy nofaizany, saingy efa nihevitra Famonjena sahady IZY. Ny teny fito teo amin'n...
fjkm-ankadifotsy.mg
Soratra Masina / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Soratra-Masina
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. TAFAHAONA VOLANA AOGOSITRA 2016: Miara-miasa amin’ny Finoana ny Mino tohiny. Ireo lisitry ny voafidy ho diakona amin'ny taom-panompoana 2016-2019 tohiny. II Mpanjaka 13.1-25 : FAHOTANA HATRANY IFOTONY. Henoy ny Tenin'Andriamanitra, mibebaha, ary mialà amin'ny ratsy fa izany no sitraky ny Tompo. tohiny. Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I. Ady mandrakariva ny fiainana fa tsy maintsy ho mpandresy ianao raha mifanaraka amin'ny fandaminan'Andriamanitra.
fjkm-ankadifotsy.mg
Fampianarana / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Fampianarana
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. Feugiat cursus at elit vel feugiat vel vel pretium ipsum Nam. Morbi Maecenas lobortis pellentesque felis eros ut condimentum Quisque ridiculus pede. Elit Vestibulum leo pede id nunc. TAFAHAONA VOLANA AOGOSITRA 2016: Miara-miasa amin’ny Finoana ny Mino tohiny. Ireo lisitry ny voafidy ho diakona amin'ny taom-panompoana 2016-2019 tohiny. II Mpanjaka 13.1-25 : FAHOTANA HATRANY IFOTONY. Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I. Azonao Jerena eto ny video. Get the Flash Player.
fjkm-ankadifotsy.mg
Vie pro / samihafa / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/samihafa/Vie-pro
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. TAFAHAONA VOLANA AOGOSITRA 2016: Miara-miasa amin’ny Finoana ny Mino tohiny. Ireo lisitry ny voafidy ho diakona amin'ny taom-panompoana 2016-2019 tohiny. II Mpanjaka 13.1-25 : FAHOTANA HATRANY IFOTONY. Henoy ny Tenin'Andriamanitra, mibebaha, ary mialà amin'ny ratsy fa izany no sitraky ny Tompo. tohiny. Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I. Ady mandrakariva ny fiainana fa tsy maintsy ho mpandresy ianao raha mifanaraka amin'ny fandaminan'Andriamanitra.
fjkm-ankadifotsy.mg
Tafika masina / Fampianarana / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Fampianarana/Tafika-masina
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. AFF- fiofanana tafika Masina. Efa mitohy ny fiofanan'ny AFF eny amin'ny IFR (fiofanana Tafika Masina) tarihin'ny Raiamandreny Mpitandrina Ranjakavola. Isaky ny Sabotsy aorian'ny fianarana Katekomena amin'ny 4 ora etsy amin'ny IFR hafa tsy ny Sabotsy voalohany amin'ny volana. AFF Ankadifotsy hiatrika ny fihaonambe any Mahajanga. Fanomanana ny faha-40 taonan'ny AFF Foibe Mahajanga. FAMPIANARANA TAFIKA MASINA 2014. Fiofanana 8 Febroary 2014. NY FIANTSOAN’NY TOMPOManohy n...
fjkm-ankadifotsy.mg
fikambanana / Rafitra / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Rafitra/fikambanana
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. Toy ny fanaony isan-taona ny sabotsy alohan’ny alahady Fandraisana Aprily dia nifamotoana tao amin’ny IFR indray ireo mpikambana narahim-bady ao amin’ny fikambanana Saha edena. Andro iray ao anatin’ny taona ahafahan’ny rehetra tafahoana io, ka dia koranam-pifaliana no niarahana tao nandritr’izany fiaraha-misakafo izany. Tsy nisy nahatsiaro vahiny satria samy zanaky ny Ray. Niisa 86 no tonga nanatrika izany. . II Mpanjaka 13.1-25 : FAHOTANA HATRANY IFOTONY.
fjkm-ankadifotsy.mg
Sampana / Rafitra / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Rafitra/Sampana
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. FITSIDIHANA IREO VEHIVAVY VOAFONJA. Nohon’ny famindrapon’Andriamanitra sy ny fitiavany dia tanteraka soa aman-tsara ny famangian’ireto 13 mianadahy mpiandry sy mpiomana ny fonja Antanimora (Antananarivo) tamin’ny Zoma 19 Aprily lasa teo. Anisan’ny hetsiky ny sampana Fifohazana amin’ity taona 2013 ity izao,. SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA ANKADIFOTSY. SAMPANA VOKOVOKO MANGA SY RANTSANA FANANTENANA ANKADIFOTSY: FANATERAM-BOKATRA. SAMPANA VONDRONA FOTOTRA LAIKA ANKADIFOTSY.
fjkm-ankadifotsy.mg
Toriteny / Soratra Masina / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Soratra-Masina/Toriteny
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I. Ady mandrakariva ny fiainana fa tsy maintsy ho mpandresy ianao raha mifanaraka amin'ny fandaminan'Andriamanitra. Alahady 7 aogositra 2016 - Fidirana I. Ankasitrahan'ny Tompo raha mivavaka Aminy amin'ny fo minia fatratra ianao ka hiara-hiasa amin'ireo tena namana ho fampandrosoana ny fiangonany. Alahady 31 jolay 2016 - Fidirana I. Alahady 24 jolay 2016 - Fidirana I. Alahady 17 jolay 2016 - Fidirana I. TAFAHAONA VOLANA AOGOSITRA 2...
fjkm-ankadifotsy.mg
Sakafo Tsara voatra / samihafa / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/samihafa/Sakafo-Tsara-voatra
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. Zavatra ilaina ho an'olona 3 : patsabe (crevette) 1/2kg, atody 1, lafarinina 100g, rano 8cl, ronono 8cl, sira izay tiana, levure chimique 4g, menaka anendasana azy. Zavatra ilaina hoan'olona 4:-atody 3-sokolà 250g-siramamy 40g-crème fraîche 10cl. . Milkshake à la fraise. Zavatra ilaina ho an’olona 4: glace boules 4, ronono 60cl efa masaka nampangatsiahina, fraise singany 2 ary glaçon 20 mba hampangatsika azy. Crêpes salées amin'ny jambon sy champignons ary béchamel.
fjkm-ankadifotsy.mg
Les Albums / Accueil - FJKM Ankadifotsy
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Les-Albums
MIARA-MIASA AMIN'NY FINOANA NY MINO. TAOMBAOVAO FJKM ANKADIFOTSY 22/ 02/2015. Fanompoam-pivavahana- fiarahabana ireo zokiolona-fiaraha misakafo nafanain'ny SSAFF. FAMOAHANA MPITANDRINA FJKM SY MPAMPIANATRA 2014. Antsahamanitra. Jolay 2014. TAOMBAOVAO FJKM ANKADIFOTSY 2014. Sary fahatsiarovana ny santatra taombaovaon'ny fiangonana 2014. TAOMBAOVAO SY HETSIKA FEBROARY 2013. Araho an-tsary : fifampiarahaban’ny AFF. NY MPIHIRA SY TANINKETSAN' NY FARIMBONA. Nbsp;aty aoriana, toy izao ny endriky ny fiangonana.
SOCIAL ENGAGEMENT